| Entrée | 1 ankatoavina |
| Radical | 2 toa |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
[1.1] 9 ekena [1.13] |
| Explications en français |
10 Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur)
[1.3#704] 11 approuvé [1.13] |
| Exemples |
12 Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
[1.369#]
13 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#] |
| Anagrammes | 14 anakanivato, ankatoavina |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|