|
|
|
|

Entrée 1  avondrona
Radical  2 vondrona
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana [1.1#130]
Exemples  9  avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29]
10  Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23]
11  Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43]

Anagrammes  avondrona, 12 voandrano

Mis à jour le 2026/04/19