|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  vondrona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  14 [vondroña] [Bara] andiany [1.78]
15 Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray
16 Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana) [1.1]
Explications en français  17 groupe [1.3#854, 1.5#339]
18 réunion, agglomération [1.3#854]
19 ensemble [1.5#339]
Exemples  20  Misy filoha ny isam-bondrona. [2.472]
21  olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany. [4.27#]
22  Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao. [4.27#]
23  Hanjary toa entam-bondrona, ka mievotrevotra tsy hahavaky tratra antsika mianakavy. [2.245]
Combinaisons  24  31 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vondrona

Entrée (2/2) 25  vondrona
Partie du discours  26  nom
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  28 Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona) [1.1]
Explications en français  29 [Merina+Betsileo] (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe [1.196]
Exemples  30  Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo. [2.472#114]
31  ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena. [2.48#185]
Vocabulaire  32  Botanique: (en général)
Combinaisons  33  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vondrona
Nom scientifique 

Mis à jour le 2026/04/20