|
|
|
|

Entrée 1  baribary
Radical  2 bary
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  14 mitovy hevitra amin' ny bary
15 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
Explications en anglais  16 large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
17 open; evident, known [1.7]
Explications en français  18 évident [1.3, 1.8]
19 ouvert en grand [1.3]
20 grand ouvert [1.8]
Exemples  21  Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895#64]
22  Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529#21]
Synonymes  23 bary

Anagrammes  baribary, 24 ribariba

Mis à jour le 2026/04/22