|
|
|
|

Entrée 1  mampibaribary
Radical  2 baribary
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 visualiser [1.66.fr#966]
Exemples  8  mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena. [4.27]
9  Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely? [2.499#]
Synonymes  10 mampiharihary

Mis à jour le 2026/04/22