|
|
|
|

Entrée 1  bika
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  12 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
13 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Explications en anglais  14 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
15 a shape, form, figure, appearance [1.7]
Explications en français  16 forme, conformation, mine [1.8]
Exemples  17  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
18  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
Combinaisons  19  12 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot bika
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  21  Formes des cornes des boeufs

Anagrammes  22 baky, bika, 23 kiba

Mis à jour le 2026/04/21