| Entrée | 1 endrika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
19 Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io
20 Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika 21 Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [1.1] 22 tarehy [1.13] |
| Explications en anglais |
23 image, form, visage, face
[1.7] |
| Explications en français |
24 La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image
[1.3#126] 25 forme [1.8, 1.13] 26 figure; tournure [1.8] 27 visage [1.13] |
| Exemples |
28 endrik' olona izany, bikan' olona izany!
[2.4#7]
29 Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126] 30 Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472] 31 Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470] 32 endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13] 33 Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126] 34 endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13] 35 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471#26] 36 Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126] 37 Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126] |
| Combinaisons | 38 17 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot endrika |
| Proverbes | 39 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 40 akendry, 41 andreky, endrika, 42 indreka |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|