|
|
|
|

Entrée 1  dingana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
18 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Explications en anglais  19 a step, a leap [1.2, 1.7]
Explications en français  20 pas, enjambée [1.8]
Exemples  21  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
22  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508#334]
Synonymes  23 dika, vikina
Combinaisons  24  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot dingana

Mis à jour le 2026/04/22