| Entrée | 1 diningana |
| Radical | 2 dingana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly
8 Ihoarana: Nodiningany ny hady 9 Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto [1.1] |
| Synonymes | 10 voadingana |
| Anagrammes | 11 dinganina, 12 dinginana, diningana |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|