|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  fafana
Radical  2 fafa
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana
9 Faohina: Efa nofafako ny latabatra
10 Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra [1.1]
Explications en anglais  11 to be swept [1.2, 1.7]
12 to be wiped, to be cleared off [1.2]
Explications en français  13 qu'on balaie [1.3, 1.8, 1.5]
14 qu'on essuie [1.3, 1.8]
15 qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens) [1.3]
Exemples  16  Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26]
Combinaisons  17  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fafana

Entrée (2/3) 18  fafana
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 [Antemoro+Bezanozano+Sihanaka] hazofisaka [1.78]
21 [Tanala] hazo fisaka fanaovana gorodon-trano [1.78]
22 Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka [1.1]
Explications en anglais  23 a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard. [1.2]
Explications en français  24 tablette des anciens pour écrire [1.3]
25 [Tankarana] planche [1.19, 1.5, 1.13]
26 [Tankarana] madrier mince. [1.19]
Exemples  27  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15]
Combinaisons  28  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fafana

Entrée (3/3) 29  fafana
Partie du discours  30  nom
Morphologie 
31  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  35 Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay [1.1]
Explications en français  36 odeur [1.3#136]

Anagrammes  fafana, 37 fanafa

Mis à jour le 2026/04/19