|
|
|
|

Entrée 1  fahatezerana
Radical  2 tezitra
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao
7 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana
8 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Explications en anglais  9 anger [1.7]
Explications en français  10 la colère [1.3]
11 colère [1.8]
Exemples  12  fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472#137]
13  dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48#198]
Vocabulaire  14  Emotions
Synonymes  15 hatezerana
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2026/04/22