|
|
|
|

Entrée 1  tezitra
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18 Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Explications en anglais  19 angry [1.7]
Explications en français  20 fâché, en colère [1.8]
Exemples  21  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472#54]
22  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606#191]
Vocabulaire  23  Emotions
Analogues  24  entim-po, 25  gaigy, 26  hendratra, 27  hendratra dia hendratra, 28  henjan-kozatra, 29  letra, 30  liandra, 31  lomodomotra, 32  lotika, 33  madiky, 34  maimbo ra, 35  malonilony, 36  manangam-bovona, 37  manao farateny, 38  mandongilongy, 39  mandrivana, 40  mandroatra, 41  mena, 42  miafokafoka, 43  miafonafona, 44  miala vonkina, 45  miefonefona, 46  miempo fo, 47  mifongofongo, 48  mifotroaka, 49  mihidy vazana, 50  mihifika, 51  mikafankafana, 52  mikafara, 53  mikintona, 54  mikitakita, 55  mikitoka, 56  milondolondo, 57  mimonjomonjo, 58  mimonjotra, 59  mionjononjona, 60  miotinotina, 61  mirintona, 62  misafoaka, 63  misafotofoto vorim-bava, 64  misamboaravoara, 65  misamontotra, 66  misarongatra, 67  misondro-dra, 68  mitafoaka, 69  mitrafana, 70  mitrifana, 71  mitroatra, 72  mivandravandra, 73  mivindavinda, 74  mivindina, 75  miviniviny, 76  mivoaramena, 77  monjotra, 78  montotra, 79  romotra, 80  sendaotra, 81  somalondo, 82  Sosotra, 83  tafintohina, 84  tera-mena, 85  tohina, 86  tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, 87  vinitra
Combinaisons  88  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tezitra
Proverbes  89  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22