|
|
|
|

Entrée 1  fantatra
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Préfixée :
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  23 Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany
24 Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao [1.1]
Explications en anglais  25 known [1.2, 1.7]
26 recognised [1.2]
Explications en français  27 connu, su [1.3, 1.8]
28 compris, reconnu [1.3]
Exemples  29  Tiako ho fantatra! [2.529#61]
30  fantatro izany (Je sais cela) [1.3#150]
31  Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141]
32  Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30]
33  Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25]
34  Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21]
35  Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3#150]
Combinaisons  36  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fantatra
Proverbes  37  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/08/13