| Entrée | 1 mahafantatra |
| Radical | 2 fantatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
9 Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho 10 Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to know
[1.2, 1.7] 12 to recognize, etc. [1.2] |
| Explications en français |
13 connaître, savoir
[1.8] |
| Exemples |
14 Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany?
[4.27#]
15 Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270#] |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|