|
|
|
|

Entrée 1  fifanaratsiana
Radical  2 ratsy
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa. [2.285#]

Mis à jour le 2026/02/26