|
|
|
|

Entrée 1  ratsy
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  22 Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
23 Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
24 Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
25 Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Explications en anglais  26 bad; wicked [1.7]
Explications en français  27 mauvais [1.3#516, 1.8]
28 méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Exemples  29  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48#36]
30  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472#55]
31  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
32  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
33  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
34  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Antonymes  35 tsara
Analogues  36  benahoana, 37  eo ho eo, 38  fatritran-javatra, 39  ratsiratsy, 40  tsy mahomby, 41  tsy manahoana, 42  tsy manjary, 43  tsy tsara, 44  tsy vanona, 45  tsizarizary
Combinaisons  46  82 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ratsy
Proverbes  47  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  ratsy, 48 satry, 49 sitra, 50 Tarsy

Mis à jour le 2026/04/22