| Entrée | 1 fotorana |
| Radical | 2 fototra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga 10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
12 to be searched out, to be examined to the very root. [1.2] 13 to be investigated [1.7] |
| Explications en français |
14 qu'on examine à fond
[1.8] |
| Exemples |
15 Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany!
[2.296#]
16 Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#] 17 Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#] |
| Autres orthographes | 18 fotorina |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|