|
|
|
|

Entrée 1  fotorina
Radical  2 fototra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Autres orthographes  11 fotorana

Anagrammes  12 fionotra, fotorina

Mis à jour le 2026/02/04