|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  gaga
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
4  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  14 Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. [1.1]
Explications en anglais  15 amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2]
16 astonished [1.7]
Explications en français  17 Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3]
18 étonné, ébahi [1.8]
Exemples  19  gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona
[2.131]
20  Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470#163]
21  Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471#44]
Synonymes  22 dagaga, dogaga, gainafoana, ilatsahambaratra, kehanafoana, kepoka, renoka, revo, sondriana, talanjona, tokaka, tolagaga, vakimbaratra, vakyvava, variana, zendana
Combinaisons  23  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot gaga

Entrée (2/3) 24  gaga
Partie du discours  25  impératif de l'adjectif gaga [Liste complète]
Exemples  26  Admirez, soyez étonné [1.3]

Entrée (3/3) 27  gaga
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29 [Bara] goaika [1.78]
Explications en anglais  30 a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2]
Vocabulaire  31  Zoologie: oiseaux
Synonymes  32 goaga, goaika, goaka, goake, goaky
Combinaisons  33  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot gaga

Anagrammes  gagà, gaga

Mis à jour le 2026/08/15