|
|
|
|

Entrée 1  manafatra
Radical  2 hafatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Présent :
6  Passé :
7  Passé :
8  Futur :
9  Futur :
10  Impératif :
Explications en malgache  11 Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao
12 Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay
13 Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo [1.1]
Explications en anglais  14 to bequeath, to specify; to order, to send for. [1.2]
15 to entrust with a commission; to warn; to order merchandise [1.7]
Explications en français  16 Donner commission, charger [1.3#203, 1.8]
17 mander, recommander, commander [1.3#203]
18 passer une commande [1.8]
Exemples  19  Aza manafatra ny mby an-dalana! [1.437#]
20  Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. [2.643#]
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  22 fanamatra, 23 faramanta, manafatra, 24 mantafara

Mis à jour le 2026/04/21