| Entrée | 1 hombo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
19 Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra)
[1.1] |
| Explications en anglais |
20 an iron or wooden spike or peg
[1.7] |
| Explications en français |
21 cheville en bois ou en fer, clou
[1.8] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|