|
|
|
|

Entrée 1  homboana
Radical  2 hombo
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano
9 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy
10 Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [1.1]
Explications en anglais  11 to be nailed to something [1.7]
Explications en français  12 qu'on attache avec des clous [1.8]

Anagrammes  homboana, 13 manoboha

Mis à jour le 2026/04/19