|
|
|
|

Entrée 1  ifampiresahana
Radical  2 resaka
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Exemples  8  saingy tsy maintsy ho tena hay ilay teny, voalohany indrindra, ary faharoa, ny olona manodidina ifampiresahana tsy maintsy hahay io teny vahiny io. [2.356#204]
9  mandeha mangataka indray, saingy teny fifanajana tsotra dia tsotra fotsiny no ifampiresahana fa tsy manao kabary akory [2.245#153]

Mis à jour le 2026/04/19