|
|
|
|

Entrée 1  resaka
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola
18 Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao
19 Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1]
Explications en anglais  20 conversation, talk [1.7]
Explications en français  21 conversation; entretien [1.3, 1.8]
22 causerie [1.3]
23 [Sakalava-Mayotte] cri, hurlement [1.405]
Exemples  24  Tsy ho lava resaka aho. [2.528#93]
25  Velona eo indray ny resaka. [2.470#45]
26  Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3#526]
27  Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293]
Analogues  28  dinidinika, 29  dinika, 30  karajia, 31  koràna, 32  resaka mahabe loa-bary, 33  Tafa, 34  tafasiry, 35  tapatapakahitra, 36  taria
Combinaisons  37  23 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot resaka
Proverbes  38  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  39 kasera, resaka, 40 sakare, 41 sarake

Mis à jour le 2026/04/22