| Entrée (1/3) | 1 johary |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
4 lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra
[1.10] 5 [Masikoro] lahy, tovolahy [2.606#152] |
| Explications en anglais |
6 [Provincial] a chief, a president, a governor
7 a young man, or a youth [1.2] |
| Explications en français |
8 [Tankarana] chef ; homme dans le langage du tromba.
[1.19] |
| Exemples |
9 Mba johary soasoa tokoa zalahy e!
[2.643#122]
10 Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528#12] |
| Synonymes | 11 johara |
| Combinaisons | 12 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot johary |
| Entrée (2/3) | 13 johary |
| Partie du discours | 14 nom |
| Explications en malgache |
15 enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary
[1.1] |
| Entrée (3/3) | 16 Johary |
| Mots élémentaires | 17 johary |
| Partie du discours | 18 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
19 Rapatsalahy Paul |
| Anagrammes | Johary, johary |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|