|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  kady
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
19 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Explications en français  20 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Autres orthographes  21 kiady
Analogues  22  avara-pianarana, 23  endrika, 24  felatana-mangaika ny rantsana, 25  kintana telonohorefy, 26  kitro ifaharana, 27  olomanga, 28  rehareha, 29  sanga, 30  tabiha, 31  tatamo ravaky ny farihy, 32  tolà-miadidy, 33  trafo lelafin-ko mandina, 34  trafo nasondrotry ny nofo, 35  varavara-miandraikitra, 36  varivary andrian' ny tafo, 37  vato nasondrotry ny tany, 38  voara endriky ny saha, 39  Voninahitra, 40  vovonana iadian' ny lohany

Entrée (2/2) 41  kady
Partie du discours  42  nom
Explications en français  43 [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique. [1.19]
Vocabulaire  44  Son

Anagrammes  45 dika, kady, 46 kida

Mis à jour le 2026/04/22