| Entrée | 1 kivazivazy |
| Radical | 2 vazivazy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 joking, horseplay
[1.7] |
| Explications en français |
7 Plaisanterie, négligence, manque de respect
[1.3#341] 8 plaisanterie familière [1.8] |
| Exemples |
9 kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray.
[2.472#241]
10 Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|