|
|
|
|

Entrée 1  vazivazy
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  20 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
21 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1]
Explications en anglais  22 joking, horseplay [1.7]
Explications en français  23 jeu, plaisanterie; moquerie [1.8]
Exemples  24  vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina! [2.324]
25  Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471#28]
Analogues  26  akisakisabe, 27  ala hamohamo, 28  ariralahy, 29  ariravavy, 30  fanory, 31  haikaika, 32  hatsikana, 33  hatsikana, 34  hotsohotso, 35  kapotsaka, 36  katsikana, 37  kihanihany, 38  kilalao, 39  kivalavala, 40  kivazivazy, 41  mpananihany, 42  mpiaingiaingy, 43  mpiangano, 44  safary, 45  sangy mihoatra ny loha, 46  sangisangy, 47  sangisangy zary tenany, 48  somonga, 49  tsihanihany, 50  vosobosotra

Anagrammes  vazivazy, 51 vizaviza

Mis à jour le 2026/04/22