| Entrée | 1 latsy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
19 [Sihanaka] singam-bolotsangana anohizana tery
[1.78] 20 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1] 21 tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13] |
| Explications en anglais |
22 cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house
[1.2] |
| Explications en français |
23 traverse, entretoise
[1.13] |
| Exemples |
24 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472#36]
|
| Combinaisons | 25 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot latsy |
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | latsy, 27 tsila |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|