| Entrée (1/4) | 1 leo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
8 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
9 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] |
| Explications en anglais |
10 has had enough and too much; disgusted
11 drunk [1.7] |
| Explications en français |
12 qui en a assez; dégoûté
[1.3#401, 1.8] 13 ivre [1.3#401, 1.8] 14 indisposé par un narcotique [1.3#401, 1.8] 15 qui n'en veut plus 16 assoupi, étourdi [1.3#401] |
| Synonymes | 17 leony |
| Analogues | 18 afapo, 19 boboka, 20 boboka, 21 disaka, 22 lamoka, 23 lao, 24 leom-boananana, 25 lotika, 26 malikiliky, 27 malilo, 28 mamo, 29 monaina, 30 monamonaina, 31 tala, 32 Tofoka, 33 tofoka, 34 tohina, 35 tola, 36 tsy tia hiherika, 37 tsy tia mainty, 38 tsy tia mololo, 39 tsy tia veroka, 40 tsy tia vovoka, 41 tsy tia zava-boribory |
| Combinaisons | 42 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot leo |
| Proverbes | 43 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 44 leo |
| Partie du discours | 45 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
49 (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
50 Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] |
| Explications en anglais |
51 equalled, matched, overcome
[1.2] 52 borne, sustained [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
53 supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
54 Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401] 55 supporté [1.8] |
| Combinaisons | 56 7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot leo |
| Entrée (3/4) | 57 leo |
| Partie du discours | 58 nom |
| Explications en malgache |
59 [Bara+Tanosy] laona
[1.78] |
| Entrée (4/4) | 60 leo |
| Partie du discours | 61 adverbe [Liste complète] |
| Explications en anglais |
62 [Provincial] to-day
[1.2#390] |
| Vocabulaire | 63 Temps |
| Anagrammes | 64 elo, leo, 65 ole |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|