| Entrée (1/3) | 1 tohina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en français |
3 action de toucher
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Combinaisons | 22 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tohina |
| Entrée (2/3) | 23 tohina |
| Partie du discours | 24 participe |
| Explications en malgache |
25 Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
26 Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe 27 Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1] |
| Explications en français |
28 touché légèrement
29 dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3] |
| Exemples |
30 Hoy aho somary tohina.
[2.944#]
31 Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298#109] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 35 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/3) | 36 tohina |
| Partie du discours | 37 nom |
| Explications en malgache |
38 tsy fahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa
[1.13] |
| Explications en français |
39 allergie
[1.13] |
| Vocabulaire | 40 Santé |
| Anagrammes | 41 antohy, 42 hatony, tohina |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|