|
|
|
|

Entrée 1  levona
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  11 Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
12 Lany: Levon' ny omby ny varinay
13 Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
14 Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
15 Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
16 Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1]
Explications en anglais  17 consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7]
Explications en français  18 consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8]
Exemples  19  levona ny harena be. [2.59#287]
20  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  levona, 22 velona, 23 volena

Mis à jour le 2026/04/21