|
|
|
|

Entrée 1  mihalevona
Radical  2 levona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 s'amenuiser, se consumer [1.66]
Exemples  8  Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [2.996]
9  Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66#27]
10  Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38#376]

Mis à jour le 2026/04/20