|
|
|
|

Entrée 1  mahasendaotra
Radical  2 sendaotra
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter [1.3]
Exemples  8  Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana. [2.346#31]

Mis à jour le 2026/04/19