|
|
|
|

Entrée 1  sendaotra
Mots élémentaires  2 sendra, 3 loatra
Partie du discours  4  adjectif
Dérivés 
Verbes passifs :
Adjectifs :
Explications en malgache  7 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
8 Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
9 misafoaka, tezitra mafy [1.13]
Explications en français  10 Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
11 furieux, irrité [1.13]
Exemples  12  Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#]
13  Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#]
14  Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#]
Vocabulaire  15  Emotions
Autres orthographes  16 sendoatra

Anagrammes  sendaotra, 17 sendoatra

Mis à jour le 2026/04/20