|
|
|
|

Entrée 1  mahavokatra
Radical  2 vokatra
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1]
8 lonaka, zina [1.13]
Explications en anglais  9 to yield, to bear fruit [1.7]
Explications en français  10 porter des fruits, produire [1.8]
11 productif, fertile [1.13]
12 qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196]
Exemples  13  Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211]
14  ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Antonymes  15 tsy
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22