|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mambomba
Radical  2 bomba
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
9 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
Explications en anglais  10 to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [1.2]
Explications en français  11 couvrir [1.3]
Exemples  12  tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may; [2.346#9]
13  Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#]
Synonymes  14 manomba

Entrée (2/2) 15  mambombà
Radical  16 bomba
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mambomba [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mambomba, mambombà

Mis à jour le 2026/08/07