|
|
|
|

Entrée 1  mamilafila
Radical  2 filafila
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Explications en français  8 promettre et se dédire [1.3, 1.5]
9 tenir le bec dans l'eau [1.3]
Exemples  10  nahoana no miseho kely dia lasa
ka mamilafila ny tia?
[2.131]
Synonymes  11 mampifilafila, mampilafila
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 mamalifaly, mamilafila

Mis à jour le 2026/04/22