|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mampifilafila
Radical  2 filafila
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Explications en français  9 promettre et se dédire [1.5]
Exemples  10  Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282#]
11  Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#]
Synonymes  12 mamilafila, mampilafila

Entrée (2/2) 13  mampifilafilà
Radical  14 filafila
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mampifilafila [Liste complète]

Anagrammes  mampifilafila, mampifilafilà

Mis à jour le 2026/08/15