|
|
|
|

Entrée 1  mamoaka
Radical  2 voaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
9 Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
10 Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
11 Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
12 Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
13 Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1]
14 manaparitaka, mizara, mampiely [1.13]
Explications en français  15 diffuser [1.13]
Combinaisons  16  8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamoaka
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 mamaoka, mamoaka

Mis à jour le 2026/04/21