|
|
|
|

Entrée 1  mamoky
Radical  2 voky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
9 Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
Explications en anglais  10 to satisfy with food; subvert [1.7]
Explications en français  11 rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Exemples  12  Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#]
Analogues  13  mamahana, 14  mambosy, 15  manabontsina, 16  manadala, 17  manao, 18  mandraviravy, 19  mandrendrika, 20  mandroboka, 21  mandrokiroky, 22  manome, 23  mitaona, 24  mitomany
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  26 mamiko, mamoky

Mis à jour le 2026/04/22