| Entrée | 1 voky |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
27 Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
28 Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao? 29 Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1] |
| Explications en anglais |
30 filled, satiated, satisfied
[1.7] |
| Explications en français |
31 rassasié, satisfait
[1.3#849, 1.8] 32 qui en a assez 33 comblé de richesses [1.3#849] |
| Exemples |
34 mbola tsy nifamahana ka voky?
[2.131]
35 Homàna fa izahay efa voky. [2.472#175] |
| Analogues | 36 afa, 37 afa, 38 boboka, 39 feno, 40 miatiaty |
| Combinaisons | 41 6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot voky |
| Proverbes | 42 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 43 viko, voky |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|