|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamorona
Radical  2 forona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
9 Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
10 Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
11 Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
Explications en anglais  12 to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
13 to create; to invent; to found [1.7]
Explications en français  14 créer; inventer; fonder [1.8]
Exemples  15  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
16  Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#]
Combinaisons  17  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamorona

Entrée (2/2) 18  mamoròna
Radical  19 forona
Partie du discours  20  impératif du verbe actif mamorona [Liste complète]

Anagrammes  mamorona, mamoròna, 21 manomora

Mis à jour le 2026/08/15