|
|
|
|

Entrée 1  mampamangy
Radical  2 vangy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1]
Explications en français  9 envoyer des compliments [1.3#442]
Exemples  10  tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366#]
11  Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#]

Anagrammes  mampamangy, 12 mampaminga

Mis à jour le 2026/04/19