|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  vangy
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18 Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
Explications en français  19 visite [1.3]

Entrée (2/2) 20  vangy
Partie du discours  21  nom
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  23 Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
24 ombalahinify [1.13]
Explications en anglais  25 dents canines des chiens
26 longueur des dents chez un individu [1.2]
Explications en français  27 mandibule, canine [1.13]
Exemples  28  Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Vocabulaire  29  Biologie
Combinaisons  30  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vangy

Mis à jour le 2026/04/20