|
|
|
|

Entrée 1  mampandeha
Radical  2 leha
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 faire fonctionner [1.13]
Exemples  8  ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59#]
9  Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503#]
10  Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437#]

Mis à jour le 2026/04/19