| Entrée | 1 mampihena |
| Radical | 2 hena |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
7 to lessen, to diminish
[1.7] |
| Explications en français |
8 diminuer, amoindrir
[1.8] |
| Exemples |
9 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436#]
10 mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472#] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|