|
|
|
|

Entrée 1  mampitia
Radical  2 tia
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory. [2.528#3]
8  Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. [1.369]

Anagrammes  mampitia, 9 miampita

Mis à jour le 2026/04/20