|
|
|
|

Entrée 1  tia
Partie du discours  2  verbe actif
Morphologie 
3  Simple :
4  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
22 Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
23 Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
24 Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
Explications en anglais  25 to love, to like [1.2#6441.7]
Explications en français  26 aimer [1.3, 1.8]
27 affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Vocabulaire  28  Emotions
Analogues  29  mandala, 30  mankafy, 31  mankamamy, 32  mankasitraka, 33  miraiki, 34  miraiki, 35  mirona
Combinaisons  36  29 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tia
Proverbes  37  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  38 aty, atỳ, 39 ita, 40 tay, tia

Mis à jour le 2026/08/15