|
|
|
|

Entrée 1  manakivy
Radical  2 kivy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
Explications en anglais  9 to discourage [1.7]
Explications en français  10 décourager [1.3, 1.8]
11 déconcerter, dégoûter [1.3]
Exemples  12  Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]

Anagrammes  manakivy, 13 mikavina, 14 mivanikà, mivanìka

Mis à jour le 2026/08/15